|
|
|
|

Teny iditra 1  afararemotra
Fototeny  2 fararemotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mifararemotra, miketronketrona, mifen-tsahona: Aza afararemotra toy izao itỳ tarehinao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à rider [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19