|
|
|
|

Teny iditra 1  afatotra
Fototeny  2 fatotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mamatotra; afehy: Itỳ tady itỳ afatotra io alika io
9 Fehezina, asiana fatotra (izany hoe mitovy amin' ny fatorana ihany): Afatory ny alikanareo fa manaikitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be bound [1.2, 1.7]
11 to be fettered [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on lie [1.3, 1.8]
13 qu'on attache, ce qui sert à attacher [1.3]
14 qu'on noue [1.8]
Ohatra  15  Tsy afatotra ahoana ialahy no tsy hafatotra. [2.587#]
16  Ny zanak' omby afatotra eo andrefan' ny fisoko - eo andrefan' io no fitotoam-bary. [1.437#]
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21