|
|
|
|

Teny iditra 1  afetsaka
Fototeny  2 fetsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Azera, ahotsaka: Nafetsaky ny orana lahy ny rindrin' ilay tranon-dRabe!
9 Ikapohana: Rotsakazo kely no nafetsako ny adala dia torana izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be thrown down. [1.2]

Fivaditsoratra  afetsaka, 11 atsefaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19