| Teny iditra | 1 afitsaka |
| Fototeny | 2 fitsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atao mifitsaka: Afitsaka ny tany alohan' ny hanorenana ny trano
9 Afenina, angalarina: Nafitsany ny volako ariary folo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be flattened, to be levelled, to be laid down
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|