|
|
|
|

Teny iditra1  afotitra
Fototeny  2  fotitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Atao mifotitra na mivadika ka ny ambony lasa ambany: Nahoana no afotitrao ny sary [1.1]
5  ohatra a = b; b = a [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be inverted; to be reviled, to be vilified. [1.2]
7  to be turned end for end [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  qu'on met dans un sens opposé, intervertir, unir incestueusement [1.3]
9  qu'on retourne; qu'on met en sens inverse, contraire [1.8]
10  symétrisable ou inversible [1.13]
Ohatra  11  Tapahina ny lohany dia afotitra any amin'ny vodiny. [2.508#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  16  afotitra, fitataro, tafiotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19