Teny iditra | ageja (geja) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mangeja, mamihina, mamia: Mafy izany tananao agejanao ny sandriko izany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Same as agehy. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | agehy | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |