Teny iditra (1/4) | 1 agy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] méchant, inabordable, renommé par ses charmes, sorcelleries |
Teny iditra (2/4) | 4 agy |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Anaran-javamaniry malailay |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2] a shrub with stinging hairs the name of a climbing plant found among the Sakalava having a pod covered with painfully stinging hairs, which plant is probably a mucuna. Same as tangilotra. Also ipomoea wightu, Choisy. [Betsileo] 8 [Sakalava] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3] espèce d'ortie 10 [1.66] ortie 11 [1.196] Nom générique des plantes urticantes (voir agilahy) Mucuna axillaris Baker (Fabaceae) et Mucuna horrida Baillon (Fabaceae). On orthographie aussi hagy [Sakalava] |
Voambolana |
12 Haizavamaniry: ahitra |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/4) | 17 agy |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
19 [1.2] an insect found on the tapia tree |
Voambolana |
20 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Teny iditra (4/4) | 21 Agy |
Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [2.996] Haggi |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [2.996] Haggi |
Voambolana |
25 Soratra Masina |
Tsipelina hafa | 26 hagy |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 27 Toko sy andininy momba Agy |
Fivaditsoratra | 28 agy, gia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |