|
|
|
|

Teny iditra 1  ahafy
Fototeny  2 hafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asaina mihafy, ampijalina: Aza ahafy eto amin' ny tany tsisy vilona eto ny omby [1.1]

Fivaditsoratra  9 afahy, ahafy, 10 fahay, 11 fahia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19