|
|
|
|

Teny iditra 1  ahalohalo
Fototeny  2 halohalo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ahantona
9 Atao anevanevany, tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa [1.1]

Fivaditsoratra  ahalohalo, 10 alohaloha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19