|
|
|
|

Teny iditra 1  ahantona
Fototeny  2 hantona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Apetaka amin' ny zavatra ambony toerana, dia avala hihevaheva, hikiraviravy; akiraviravy; akirazorazo: Ahantony kely ny satroko ~ Taloha nahantona no famonoana ny olona voaheloka ho faty
9 Atsahatra, aato: Nahantona kely aloha ny raharaha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be hung or suspended; to be hanged [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on pend, qu'on suspend [1.8]
Ohatra  12  dia ahantona eo amin' ny talaom-varavarambe. [2.857#]
13  ny rambony kosa dia ahantona ao ambonin' ny maty. [2.436#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ahantona
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ahantona, 16 tananaho, 17 tohanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21