|
|
|
|

Teny iditra 1  ahantsika
Fototeny  2 hantsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mihantsika, izany hoe atao miforitra mankany ivoho: Aza ahantsika tahaka izao ny sorokao [1.1]

Fivaditsoratra  ahantsika, 9 hatsikana, 10 katsahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19