|
|
|
|

Teny iditra 1  ahantsy
Fototeny  2 hantsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mihantsy, izany hoe mihaika na miantso olona hifaninana amin' ny tena [1.1]

Fivaditsoratra  ahantsy, 9 ahintsa, 10 hañatsy, hanatsy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15