|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ahasina
Fototeny  2 hasina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Omena hasina, ankatoavina ho masina: Nahasin' ny ambanilanitra tamin' ny volatsivaky ny mpanjaka fahiny rehefa tonga ny Fandroana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used of that which is offered as hasina. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Avec quoi on attache une grâce, on bénit. [1.3#223]

Teny iditra (2/2) 11  ahasina
Fototeny  12 hasina
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  18 Aolana
19 Akivilivily, rotsirotsina: Ahasino io zozoro fa voky loatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 à tordre, à bercer [1.3#223]
Ohatra  21  ny rofia ahasina ka tenomina tsy mba asian-tsorany toy ny jiafotsy, ka mavomavo tahaka ny sarika koa. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19