| Teny iditra | 1 ahataka |
| Fototeny | 2 hataka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atao mifanalavitra tsy ampifanakekezina: Tokony hahataka kely ny tongotr' itỳ latabatra itỳ
9 Sarahina, atokana: Nahoana no nahatakareo atỳ izahay? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 used of the things that are to be made separate.
[1.2] 11 to be separated from something [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qu'on sépare, qu'on éloigne, qu'on écarte
[1.8] |
| Ohatra |
13 fa veraveraina hoatra ny vakitrasana, ary ahataka hoatra ny adin' i ondralahy.
[1.437#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|