|
|
|
|

Teny iditra 1  ahemotra
Fototeny  2 hemotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mihemotra, akisaka: Nahemotra ny fivoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be put back , to be withdrawn. [1.2]
10 to be drawn back; to be postponed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on recule, retenu, qu'on renvoie à plus tard: Nahemotra ny fanadinana (L'examen a été renvoyé à plus tard) [1.3]
12 qu'on fait reculer; qu'on renvoie à plus tard [1.8]
Ohatra  13  ary tsy afaka ahemotra intsony ny hidy lehibe. [1.38#32]
14  Amin’ny firenena demokratika iray, dia tsy azo ahemotra ny fifidianana raha tsy misy toe-javatra tsy azo ihoarana (ady, loza voajanahary) tsy ahafahana mikarakara ny fandatsaham-bato. [4.27]

Fivaditsoratra  ahemotra, 15 ametraho, 16 mahatero

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19