|
|
|
|

Teny iditra 1  ahenahena
Fototeny  2 henahena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lavina; tanana, tazonina amin-kiry: Ahenahenan-dreniny ao an-trano itỳ zaza itỳ ka izany no tsy maha-salama azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be held, to be detained, to be kept, to be refused. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19