|
|
|
|

Teny iditra 1  ahevaheva
Fototeny  2 hevaheva
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin' ny habakabaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à suspendre, à élever au-dessus [1.3#241]
Ohatra  10  Dia hodiovinao toy izany izy ka haterinao ho fanatitra ahevaheva; [2.996#04.008.015]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19