|
|
|
|

Teny iditra 1  aheza
Fototeny  2 heza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina maneza na manamboatra ny landy mba handaitra tsara ny loko atao aminy: Ranona vatofosa mena taho no matetika aheza ny landy anaovana lambamena [1.1#34]
Fanazavàna teny frantsay  9 avec quoi on donne le mordant dans la teinture de la soie [1.3#243]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19