|
|
|
|

Teny iditra 1  ahezaheza
Fototeny  2 hezaheza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ajoro, atsangana mijoro tsara: Nahezahezany teo anoloan' ny vahoaka teo ilay zaza zara raha mitafy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19