|
|
|
|

Teny iditra1  ahidresy
Singan-teny  2  ahitra, resy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavamaniry fanao ody kohaka (Lobelia laubii)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (de ahitra = herbe, et resy = racine de mandresy = vaincre, l'emporter sur) Lobelia hartlaubii Buchenau (Campanulaceae). Antitussif réputé, administré dans l'asthme et de la coqueluche. [Betsileo]
Voambolana  6  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02