|
|
|
|

Teny iditra 1  ahifika
Fototeny  2 hifika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Esorina, ariana lavitra: Taitra izy nahita ilay sahona nipetaka teo amin' ny sandriny ka nahifiny terỳ
9 Lavina, toherina, atosika: Nahifiko ny tanany nisambotra ahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be shaken, to be shaken off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on rejette d'une manière brusque, qu'on repousse [1.8]

Fivaditsoratra  ahifika, 12 fihaika, 13 fihiaka, 14 fikaiha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19