|
|
|
|

Teny iditra 1  ahinjitra
Fototeny  2 hinjitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mihinjitra mihenjana: Ahinjiro ny sandrinao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be extended stiffly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 à raidir [1.3]
11 qu'on étend, comme la main [1.8]
Ohatra  12  ary sandry ahinjitra sy fitsarana lehibe no hamonjeko anareo. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19