|
|
|
|

Teny iditra 1  ahirina
Fototeny  2 hirina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ilazana ny olona efa ho faty izay akimpy ny masony: Nahirin-janany Rakoto nony ho faty [1.1]
Ohatra  9  Mifandray tendro amin'ny poety maro eto i Dox raha milaza fa ny maso ahirina eto an-tany dia antenaina fa hihiratra any an-koatra; [2.313#]

Fivaditsoratra  ahirina, 10 hariañy, 11 hiraina, 12 ihirana, 13 irahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19