|
|
|
|

Teny iditra 1  ahisatra
Fototeny  2 hisatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Akisaka na akorisa miadana: Ahisatry ry zalahy ny raharaha, ka mimenomenona ny vahoaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à trainer lourdement [1.3]

Fivaditsoratra  10 Ahastarì, ahisatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19