|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ahitsy
Fototeny  2 hitsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsio itỳ lalana itỳ
9 Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsio tsara ireto seza ireto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu’on redresse, qu’on aligne, qu’on corrige [1.3#253]
Ohatra  11  Ataovy ny tiana tafiditra an-tranon-tena io any aminareo any: anarina raha manivaka, ahitsy mba ho mendrika antsika mianakavy ihany. [2.245#71]

Teny iditra (2/2) 12  ahitsy
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 [Tanosy] ahitra [1.10#A.95]
Fanazavàna teny frantsay  15 [Tanosy] Équivalent de ahitra [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  ahitsy, 17 sitahy, 18 tsiahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19