|
|
|
|

Teny iditra 1  ahodinkodina
Fototeny  2 hodinkodina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Tsy azo ahodinkodina mihitsy ny fananana sy ny vola na an' ny Fanjakana na an' ny vondrom-bahoaka sosialista. [2.114#]
8  Dia ahodinkodina manisina (manara-tsisina) izay fiainana an-kapobeny eo ny resaka, sady miara-misotro eo izay zavatra naroson' ny tompontrano izy rehetra: mpamangy sy vangiana. [2.245#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19