|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  ahofa
Fototeny  2 hofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Itadiavana mpanofa na olona hanofa: Trano ahofa
9 Omena hipetrahan' olona mpanofa: Nahofako ilay tranoko eny Ambohijanahary fa efa tsy mipetraka ao intsony ny zanako [1.1]

Teny iditra (2/3) 10  ahofa
Fototeny  11 hofa
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  17 to be waved at someone, (as a hat, a cloth. etc.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 qu'on agite pour faire signe, comme un chapeau, un mouchoir etc [1.8]

Teny iditra (3/3) 19  ahofa
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 [Tanosy] Jono [1.78]

Fivaditsoratra  22 afaho, ahofa, 23 haofa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19