|
|
|
|

Teny iditra 1  ahosy
Fototeny  2 hosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mihosy: Tsy nahita omby ahosy ny tanimbarinay aho
9 Enti-milaza ny zavatra asaina hosana: Ny tanimbarinay aloha hahosy vao ny anareo [1.1]
Ohatra  10  Ka aza vonoi-maso ahosy ny razantsika fa an'olona anie itony tany itony, koa nomen'Andriamanitra antsika. [2.298#]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ahosy

Fivaditsoratra  ahosy, 12 haosy, 13 Hosay, 14 sahio, 15 saiho, 16 saohy, 17 siaho

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19