| Teny iditra | 1 aiditra |
| Fototeny | 2 iditra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atsofoka ao anatin' ny...: Naiditro ny fanalahidy fa tsy nety
9 Ampidirina, alatsaka: Naiditro ao amin' ilay sekoly ao akaikinay ny zanako [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 used of that which is to be put in, or to be brought in, as a person brought into a house or room.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on fait entrer, pénétrer, qu'on introduit
12 à qui on fait prendre le service, à qui on fait embrasser un métier, une profession 13 qu'on met comme ingrédient [1.3] |
| Ohatra |
14 Ary izaho hanao sikidy izay olona aiditra ao aminy
[2.48#1150]
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|