|
|
|
|

Teny iditra 1  aingitraingitra
Fototeny  2 aingitra
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 capricious desires [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 désirs capricieux, caprices [1.8]
Ohatra  8  Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany [2.472]
Voambolana  9  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19