Teny iditra | 1 airotra |
Fototeny | 2 irotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asitrika ao anaty rano, alevina amin' ny fasana vonjy maika |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qu'on plonge dans l'eau, qu'on enterre provisoirement |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 9 airitra |
Fivaditsoratra | 10 airotra, aoritra, araotry, ariatro, aritrao, aroatry, atroary, irarato, itroara, raoatry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |