| Teny iditra | 1 aizina |
| Fototeny | 2 izina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
9 darkness
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 obscurité
[1.3, 1.8] 11 ténèbres: Izay mandeha amin'ny aizina dia manahaka ny jamba (celui qui marche dans les ténèbres ressemblent aux aveugles) [1.3] |
| Ohatra |
12 tsy nisy hitany teo anoloan'ny masony afa-tsy ny hahatongavan'ny aizina
[2.324]
|
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe aizina |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|