Teny iditra | 1 ajery |
Fototeny | 2 jery |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Entina mijery: Maso tezitra no najeriny ahy [1.1] |
Ohatra |
5 Izaho amin' izany mena ohatra ny sakay, ny maso tsy sahy ajery olona, ny tanan-droa mamihina ao an-damosina ny lafi-pasoka natao sikim-bory. [2.4#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny ajery io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |