| Teny iditra | 1 ajoro |
| Fototeny | 2 joro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao
9 Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay [1.1] 10 atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 mettre debout; mettre en station
[1.13] |
| Ohatra |
12 Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony;
[4.27#]
|
| Voambolana | 13 Haitoetany: soridrefitany |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|