Teny iditra akademia malagasy
Singan-teny akademia ; malagasy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Akademia naorina tamin' ny 23 zanvie 1902 mba handinika sy hamakafaka ny momba ny teny, tantara, toe-tany, biby sy zavamaniry eto madagasikara ary ny fomba amam-panaon' ny mponina, haisoratra, zavakanto hita eran' ny nosy [1.1]
Ohatra Tsy maintsy hampitaina haingana ny fikarohana vitan'ny akademia malagasy sy ny ambaratonga ambony eto an-toerana na any ivelany mba hisy fiantraikany mivantana amin'ny lafim-piainan'ny vahoaka sy ny fampandrosoana an'i Madagasikara. [1.537]
Asa navoany Collection de documents concernant Madagascar et les pays voisins

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29