|
|
|
|

Teny iditra 1  akanakanina
Fototeny  2 akanakana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tenenina na lazaina amim-pihambahambana, amim-pivakavakana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Qu'on dit avec hésitation, confusément, avec des réticences [1.3#13]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19