|
|
|
|

Teny iditra1  akangalahy ankova
Singan-teny  2  akangalahy, Ankova
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny tena be no tsy eo, fa ny saina amam-panahy miray amin' ny maro manatrika ihany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] one whose mind is with his beloved one, wherever he himself may be.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07