|
|
|
|

Teny iditra 1  akapoka
Fototeny  2 kapoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mikapoka, mamely: Langilangy no nakapony ny lohan' ilay alika
9 Adona, azera amin' ny tany: Akapohy amin' vato ny loha raha tsy faly, hoy ny fitenin' ny ankizy ~ Nakapony tamin' ny tany ilay namany [1.1]
Ohatra  10  Nony azo ny sahona efatra dia vonoina, akapoka eny ambony vatolampy. [2.356#]
11  fa raha ady tombon-tànana kosa, dia ny akapoka sy ny atoto ny fahavalo no mety aminy. [2.588#]

Fivaditsoratra  akapoka, 12 akopaka, 13 kapaoka, 14 kapoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19