|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  akarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Akoran' atody
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a shell. See karana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#14] coque d'oeuf

Teny iditra (2/2)6  akarana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Teny ilazana ny sakany amin' ny tsihy voarary
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3#14] la largeur d'une natte
Voambolana  10  Toerana

Fivaditsoratra  11  akarana, anakara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21