|
|
|
|

Teny iditra 1  akasika
Fototeny  2 kasika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mikasika, manendry: Ny loharantsany fotsiny nonakasiny an' ilay marary dia sitrana ilay io
9 Atao mikasika: Akasiho eo ange ny tananao raha tsy mangorintsina [1.1]
Ohatra  10  hay izany toaka izany raha akasika vava sisan-tsakay, tsy fanome na rafilahy aza! [2.4#]

Fivaditsoratra  akasika, 11 akisaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19