|
|
|
|

Teny iditra 1  akasoka
Fototeny  2 kasoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mikasoka amin' ny.., mandilotra, mifaoka: Aza akasoka amin' ny rindrina vao nasiana loko ny tananao [1.1]

Fivaditsoratra  akasoka, 9 asokàka, 10 kasaoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19