Teny iditra | akata | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Antemoro, Tanala, Tanosy]
Bozaka [Bara, Tanala, Tanosy] Ahitra [Antemoro] Karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango) [Bara] vilona [Tanala] forompotra : Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [1.78] | ||||
Lobolobona hazo madinika Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao [1.1] | |||||
Bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana [1.13] | |||||
Fanazavàna teny anglisy | A grass used for forage [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Savane arbustive [1.13] | ||||
[Sakalava]
Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilona en merina).
[Taisaka] : mauvaises herbes croissant dans les rizières (= ahidratsy en merina). [1.196] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-javamaniry |
| ||||
Mpanahaka | ahitra ~ bozaka | ||||
Teny iditra | akata | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Rice in the husk [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Riz dans son enveloppe [1.3] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry ~ Toe-karena: fambolena | ||||
Tsipelina hafa | akatatra | ||||
Teny iditra | akata | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Akalana vay [1.78] | ||||
Fivaditsoratra | akata, ataka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |