|
|
|
|

Teny iditra 1  akatraka
Fototeny  2 katraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mampisy feo mafy mikotrokotroka, midoboka na mirohondrohona: Nakatraky ny lakana nidona taminy ilay haram-bato [1.1]

Fivaditsoratra  akatraka, 9 karataka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19