|
|
|
|

Teny iditra 1  akatraoka
Fototeny  2 katraoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Atao mikatraoka, na miteraka feo toy ny an' ny tongotsoavaly na kiraro mandeha amin' ny vato: Aza akatraoka ohatra izany iny kiraro hazonao iny fa manaitra zaza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19