Teny iditra | 1 akekezina |
Fototeny | 2 akeky |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy halavitina, tomorina: Akekezo ny latabatra fa sao raraka amin' ny akanjonao ny rony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be approached, drawn near to. 6 [1.7] to be approached |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3, 1.8] dont on s'approche, qu'on approche 8 [1.8] de qui (quoi) on s'approche |
Ohatra |
9 Tsy tokony hakekezina izy (Il convient de ne pas s'approcher de lui) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 14 akaikezina |
Tovy hevitra | 15 akekena |
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny akekezina io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |