|
|
|
|

Teny iditra1  akemo
Fototeny  2  kemo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Akainkona: Akemon' ny sokatra ny lohany raha vao hatonina izy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  akemo, akome, amoke, kemao, maoke

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05