| Teny iditra | 1 akepakepaka |
| Fototeny | 2 kepakepaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atao mikepakepaka, na miala amin' ny toerany ka kely foana sisa mitana azy: Akepakepaky ny rivotra itỳ varavarankely niala tamin' ny savily itỳ
9 Atao mikemokemo, mihetsiketsika milentika na mihemotra: Akepakepaky ny fitsakoany ny molotr' io antidahy banga io [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|