|
|
|
|

Teny iditra 1  aketsa
Fototeny  2 ketsa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Afindra: Mbola kely loatra, anaka, ny varintsika ka tsy azo aketsa
9 Atao ketsa: Tsy manana vary aketsa akory izy ka mba mihambo erỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be transplanted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on transplante, qu'on repique (le riz) [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 akatse, aketsa, 14 atseka, 15 etsaka, 16 tesaka, Tesaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17