|
|
|
|

Teny iditra 1  akiaka
Fototeny  2 kiaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina manakiaka: Vakim-pitaratra no akiaka ny latabatra
9 Asaina mikiaka, avala hikiaka [1.1]

Fivaditsoratra  akiaka, 10 kakaia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19