Teny iditra | akifakifaka (kifakifaka (kifaka)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ailika, tsipahina, akipaka, dakana: Aza akifakifaka tahaka izao ny lamba firako fana Roahina, asaina mihataka, akipakipaka: Nakifakifany aho ka naleoho nihataka am-boninahitra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be shaken off; to be rejected [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à jeter, à repousser par côté Figuré: à renvoyer [1.3] | ||||||||
Qu'on repousse en secouant; qu'on rejette brutalement, brusquement [1.8] | |||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny akifakifaka io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |